Tso drano (Nikalo Kanto)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sambara ianao ry vavyizay no any teniko....
Tsy fiantsona tody fa izay no ambetiteniko..
(.............)
fa sanatria ny handatsa ny amin'ny zavatra efa vita
Fa rano tsy azo raofina efa raraka ny antsika
Satria safidinao ny namarana tantara
ilay kinasa efa hatramin'ny ela
vao niandoha ny fiharahana
Fa ny antsika tsy anjara..
No natao an-doha nibahana
ka ny sisa dia tavela....
Ary..
Eny ,fa nolavinao ny DINA efa najaiko
Koa dia mirary soa
sy sambara eny an-tratran'iny olona hankalaiko...
--------
Lien:
Catégorie :
fiainana - Aingam-panahy
Fans:
kanto01