ILAY TIAKO MIHOATRA ANAO (Nofenoina Natiora Nitsimoka)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ILAY TIAKO MIHOATR'ANAO?❤️?Intsony, aza fohazina amin'ny masonao mipitra
N'y fitia efa voalevin'lay tia ahy mihoatr'anao
Mahery afo ny fitiavany,hany ka nandritra
An'lay fitia nitokona tambonin'ny fatanao
❣️Ka aza tsiny indrindra raha tsy hitahita intsony
Fa tsy tiako hiahiahy,'lay vady tiako sy lalaiko
Satria efa tsara fatotra ny foko sy ny fony
Ka nanombinana ho iray ny ainy sy ny aiko...
❤️?Fa tena tiako noho ianao,'lay tia ahy mihoatr'anao.
NOFENOINA NATIORA NITSIMOKA
14 AOGOSITRA 2024
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
ZavonaRakoto - NofenoinaNatiora
