NOFINOFY (NofenoinaNatiora)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NOFINOFY ❤️?Minitra tiako loatra,
'lay miserana mangina eny am-pitsanganana eny
Fa am'zay aho manamboatra
Natioram-piainanana hafakely
Akipiko n'y masoko dia visaiko anatin'ny eritro ao,
Ny hatsaran'ny fiainako
Mifanohitra am'zao iainako mangidy 'zao...
NOFENOINA NATIORA NITSIMOKA
22 JONA 2024
--------
Lien:
Catégorie :
Fiainana
