MAMPIARAKA (Np Augustin)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Rehefa ianareo no mifandrotsirotsy,Handeha hampiaraka satria Sabotsy,
Ka tena fifaliana,
Anilan'ny olon-tiana.
Dia izao no mba lazaiko;
Aminao ry sombin'ny aiko:
Mason'andro anio, manomboka izao:
Mba ovay indray ny zavatra fanao.
Rehefa noananoana, leon'ny safosafo;
Ka te mba hisakafo.
Dia izatsy fihinanana any amin'ny hotely:
Etsy mba soloy mofo gasy, menakely!
25/11/17
Tamin'ny 8 ora latsaka fahefany
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
NpAugust1
