TIANA (Np Augustin)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Enga anie ry Tompo ,
Mba ho sambatra ny foko ;
Tsy hitomany na iray ,
Fa mba ho finaritra amin' izay.
Ka hiaina am-pifaliana ,
Eo anilan' i Tiana.

Dia enga anie ry Tompo,
Mba ho tanteraka ilay nofiko omaly :
Hoe : ny fitiavanay sy Tiana lasa nifamaly,
Sady tsara tefy erÿ,
Izahay roa toa tena nifankatia.

Mifona aho raha zavatra toy izany no ivavahako Aminao,
Ary tena mbola mialatsiny,
Fa tena tiako loatra raha iny Tiana iny.


10/08/18
--------
Lien:
Catégorie : Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
207 1
Fans: NpAugust1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0127