INY FARANY TAONA INY (R.freddy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ianao ilay tovovavy,hitako vao indray miseranasendra niaradalana avy dia nifankahazo
ka ireo teny navoakako toa tsy ferana
ianao sarisarika mambabo fo
izaho menatra nefa tia anao
nefa dia tsaroako tokoa
fa niezaka aho nambabo ny fonao
hitako enao toa gaga naheno izany
ny foko midobodoboka miandry izay havoakanao
izaho niezaka nanao izay hamaliananao,ka hozy enao hoe ts maninona fa izay safidinao
iny farany taona iny ve,natokana hoatsika
iny farany taona iny dia,nahazoako sipa
iny farany taona iny no mba tiko
fa nahitako izay niriako
--------
Lien:
Catégorie :
Fahatsiarovana - Fitiavana
Fans:
razanatsitohaina