NY ALAHELOKO ANAO (Rabefitiavana)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mazana mandalo, matetika tsy tana,
Ao anatiko ao foana ny alaheloko anao
Izaho anefa miezaka manao izay ialana
Saingy indry mamikotra ilay momba anao

Minia foana aho mampitony ny saiko matetika
Ny alahelo anao nefa ity, tsy ahatsiarovako masoandro milentika
Izany alahelo izany anefa indrisy, mampirotsaka tomany;
Ka indraindray mampisy, orambaratra ho an'ny tany

Mpanoratra RABEFITIAVANA
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
1178 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Rabefitiavana
Inséré par : lalainarakotonandrasana00
Date : 11/09/2014 06:19
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139