Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nahoana (RahFitia)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nambaranao ombieny ombieny fa Ny Antony farany goavana
Hampitsahatra ny teny
Dia ny hoe"izaho handao anao rahavana"
Natahotra ny hisian'izany ianao
Hitia ahy mandramaty hoy ianao
Dia izato foko ,nino ireo tenimaminao
Napetrako taminao ny fitokisana be dia be
Fantatro mantsy fa izaho tsy andao anao na indray mandeha
Ko nahoana aty ampiafarana
Ianao no namarana Ilay tantara ?
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Alahelo
