Commentaire à propos de Menatra aho ry taniko

Revenir à Menatra aho ry taniko
Zozoro ( 23/04/2009 18:20)
Miombona ady, alahelo, ahiahy aminao aho...Misaotra nanambara ny zava-misy, dia izao tokoa ve no isika?...
raozigasy ( 24/04/2009 00:07)
menatra aho...
benasy ( 24/04/2009 09:28)
Eny ho'aho ra-Malagasy;
Malagasy be fivoarana
Tsara haingo, tsara tafy
Tsra sampy, tsara anarana..
Izato fihetsiketsikao e!
Izato fomba amam-piteny.... !
...Ianao no tena Malagasy fa tsy ireny Ntaolo ireny...
raozigasy ( 27/04/2009 17:56)
Menatra aho RaMalagasy ...
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098