Hevitra momba ny Menatra aho ry taniko
Hiverina amin'ny Menatra aho ry taniko
Zozoro (
23/04/2009 18:20)
Miombona ady, alahelo, ahiahy aminao aho...Misaotra nanambara ny zava-misy, dia izao tokoa ve no isika?...
raozigasy (
24/04/2009 00:07)
menatra aho...
benasy (
24/04/2009 09:28)
Eny ho'aho ra-Malagasy;
Malagasy be fivoarana
Tsara haingo, tsara tafy
Tsra sampy, tsara anarana..
Izato fihetsiketsikao e!
Izato fomba amam-piteny.... !
...Ianao no tena Malagasy fa tsy ireny Ntaolo ireny...
Malagasy be fivoarana
Tsara haingo, tsara tafy
Tsra sampy, tsara anarana..
Izato fihetsiketsikao e!
Izato fomba amam-piteny.... !
...Ianao no tena Malagasy fa tsy ireny Ntaolo ireny...
raozigasy (
27/04/2009 17:56)
Menatra aho RaMalagasy ...
