NY FOROKO (Ravo)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FOROKO

Aza, ianao, mitady
izay tahan-tahaka
amin'ny voka-porona
fa ny ahiko raha ho avy
hivelatra malalaka
ho hitam-pokonolona
dia "ahy", tena "ny ahy"
tsy misy idiran'ny "IA"

Ravo, André Vonjitsoa RAKOTOARIVELO
--------
Lien:
Catégorie : Literatiora - Ahy
69 1
Fans: TosakaMg
Commentaires
hery ( 29/10/2026 20:33)
Toa sarotra antsaina be izany tononkalo izany 😊
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0145