Tanjona no enjehina fa tsy olo (RODER)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tanjona no enjehina fa tsy olo,
Ny nofy ao am-po no ataoko tolo.
Na misy hanakiana sy haneso,
Ny diako tsy miato, tsy hivalo.

Tsy ny feon’izy ireo no arahina,
Fa ny faniriako lalina tsy hay sakanina.
Raha lavo aho dia mbola hitsangana,
Fa ny tanjoko ihany no hofikirana.

Ny olona mety handalo sy hiala,
Fa ny nofy kosa mitoetra tsy miala.
Tanjona no enjehina isan’andro,
Izay no hahatonga ahy ho ambony andro.

RODER,3 Marsa 2026
--------
Lien:
39 0
Commentaires
RODER ( 03/03/2026 07:05)
Araho ny pejy
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0556