Teniko (S'tia)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izao no tenikoTeny kely fiantombohana
Teny gasy teny mamiko
Toy ny rano ampatsakana
Teny gasy andrianiko
Toa tsy mety lany amamina
Nolovaiko t@ razako
Teny gasy mahaliana
Teny gasy tenin-drazako
~S'tià~ ¥anosivavaka¥
18-03-2021
--------
Lien: