Ianao (Urhan)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy rehefa hoe lafatra
No hany hahasambatra.
Na dia tsy misy tomika,
Jery indray mipika.

Fa ny tsiky sy ny kanto.
Famindra koa milanto,
Ka nahasarika ahy.
Ireo toetra amam-panahy.

‪#‎Urhan‬ 51909141546
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
865 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Urhan
Inséré par : urhan
Date : 19/09/2014 14:29
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135