Nampiditra : AmjraPraise
Daty : 24/09/2024 20:42
Nijery : 58
Tononkalo: 11 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

RN.alpha

RAKOTONIRINA Nambinim-pifaliana Alphà no tena hanarany, RN Alpha kosa no anarana entiny amin'ny maha mpanoratra azy.
Teraka ny 11 Aogositra 2007 tao amin'ny hopitaly ambodiadabo vangaindrano. Mpikambana ao amin'ny PZA (Poeta zanak'Andramasina) nanomboka ny taona 2024.
Mpanoratra Tononkalo no tena ahafantarana azy, fa manoratra sombintantara sy tantara foronina ary mpamoron-kira ihany koa ny tenany.
Mbola mpitovo, ary mpianatra ao amin'ny kilasy famaranana.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/rnalpha
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146