Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny tanora namako (RK)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ny tanora Raha ande amin'ny fiainana milamina sy moramora
Fiainana tsy misy manelingelina
tsy miaraka amin'ny
zava-mahadomelina
Fiainana ho fitaratra
Fianana mamiratra
Raha fitiavana no atao
aza miditra amin'izany
aloha amin'izao
fa tsiafaka intsony
manenina ary irony
fa voadona,mitondra takaitra
Aza makany,aza maika
--------
Rohy:
Sokajy :
fananarana
Mpakafy:
igook
