Fitiavana iray (AZRAEL)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fitiavana iray Niloatra avy ao am-po,
Nihanahazo làka,
Naniry sy namàka...
Nihanahazo hery
Nampian'ilay fijery,
Tsy haiko intsony izao
Ny tsy hitia anao:
Tiako ianao, tena mamiko!
Tiako ianao, tsy foiko tokoa!
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
