Savorovorom-pihetseham-po (AZRAEL)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako, fifaliako,
Fahoriako ianao...

Safidy, sarobidy
Nefa koa mangidy
Ny mahatadidy anao...

Nofinofy, rofirofy
Rehefa manina anao...

Toa tsy anjara, voarara,
Kanefa tsara
Raha ianao...

Dia aleo
Rehefa avy eo,
Ho hita eo...
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
12 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117