TALAHO (AZRAEL)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza ilaozanao anie aho!...
Aza ampijalianao aho!...
Aza ampitomanianao aho!...
Aza ampahorianao aho!...

Fa mijaly sy ory anie aho!...
Fa tsy mahita tory anie aho!...
Raha ilaozanao irery,
Dia hijaly, ory sy very...

Fa tiako ianao, tena tiako ianao,
Tena tiako ianao, tiako loatra ianao!!!
Zaho mila anao,
Zaho misy anao
No tiako ho fiainako hatrizao...
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
65 1
Mpakafy: Azrael666
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117