mahantra (boubounezy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mahantra aho ékéko zany, fijalina sy tomany. Nefa niaritra hatrany...
ny havana mandatsa, zato foko to maratra; ny namana manao ankilabao; tsy mahazo mihinana sy matory ra tsy botony énao mmh! mmh! mmh!...
misy koa reo havana sahy milaza, fa ratsy misy énao tsy sahaza... nefa indray andro any ny aizina mbola hisava... mbola hitohy
nosoratany licat tsy azo angalarina
--------
Rohy:
Sokajy :
Fiainana
Mpakafy:
wanalen - boubounezy
Hevitra mandeha
nikopol
(
05/09/2005 15:51)
edzana ty tonokalo iray ty ry boubounezy an
miandzy ny tohiny zay
miandzy ny tohiny zay
boubounezy
(
09/09/2005 17:17)
t nul tu na que 3points
vale
(
03/12/2005 00:03)
eny, indray andro any ny haizina mbola hisava!mahereza fa izahay tia anao sy mampahery anao hatrany!bizo mamykely!!!