Ampidiro aloha ny tenimiafina
gasy foana (H.J Myrai)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
raha mbola misy fo mitemposy rĂ mikoriana tsy misento
ao anatinao ao
dia malagasy foana ianao
na hitety vazan-tany maro
fiteny,kolontsaina hohatakalo
dia malagasy foana ianao
na oviana, io tsy maitsy anaranao
myrai
--------
Rohy:
Sokajy :
Tanindrazana
