Trotraka (Heriarilala Andriamamonjy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TrotrakaMavesatra !
Mihaketraka !
Ny foko ve hitresaka ?
Lalovana !
Torovana !
He ! Fadiranovana !
Ongaina !
Mangaina !
He ! Miferinaina !
Voafefy !
Handresy !
Indrisy tsy mba fetsy !
Heriarilala Andriamamonjy 20 Oktobra 2024 19:39
--------
Rohy:
Sokajy :
Alahelo
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Heriarilala AndriamamonjyNampiditra : iheriarilala
Daty : 21/10/2024 18:26