RAHO-MANGA (Ilay Tia)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hasambarako ilay ora hitopazan'ity saiko any aminao ry Tiana
Fiadanako ilay nofy hahatsiarovako ny lasa izay mamelo-paniriana
Kanefa ranomaso lava no iainan'ity fo ao anaty raho-manga ombieny
Dia raho-mangam-po mafana nga?sa raho-mangan'ahiahy ny tsy ahatomombana ny ho avy no tsampany sy reny?
Angamba hoy aho raho-mangan'ahiahy,satria ilay zava-misy marina mila hahafoana ilay fanantenana
Ilay rahon'elanelantany tsy mampipetraka ilay toky toa misosoka tsy tana
--------
Rohy:
1027 0
Hevitra mandeha
arseneinlove ( 23/10/2017 16:12)
talenta ve?sa aingam-panahy?sa fihetseham-po ny famoronana hoy ianareo?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ilay Tia
Nampiditra : arseneinlove
Daty : 23/10/2017 16:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014