Marina ny azy (Imbitika Rambala)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MARINA NY AZY

Marina ny azy
Ary mety ny anao
Tsy natao ho sazy
Fa mba kilalao
Ny tahaka ireny

Izaho tsy hiteny :
*Soa tsy niampita*
Fa ny toa ireny
Rehefa vita
Dia azo hafenina
Ary tsy tenenina
Nefa tsy hay fafana

Imbitika Rambala - 01/17
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
66 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Imbitika Rambala
Nampiditra : iheriarilala
Daty : 29/06/2026 17:04
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115