RIMA MIFANJOHY (Mahalia❤✨)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RIMA MIFANJOHY... ''setrin'ilay riankalon'i Ny Kintana Fitarikandro hoe: MIADY RIMA''...
Rima mifanjohy
Fa tsy mifankafoy
N'inona hasomparana
Nanavatsava lalana...
Dia mbola indreto isika roa
Hatrany miombom'po
Mifaningotra am'panahy
Mifampitony ahiahy
...
Satria 'lay Teny nanan-jina
No Lasa tononkira
(Hiombonantsika feo)
Mahalia❤️✨
08092023
--------
Rohy:
Mpakafy:
Djess
