RAHOVIANA VAO HAZAVA ? (Mihaja Harilanto)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Anaty aizina manara aty an-tany efitraRakotra fanala mangitsy sy miherika
Miaina anaty zavona, bongo koa ny maso
Anaty rotsak'orana kotsan-dranomaso
Henika alahelo sy tomany foana foana
Migoka sentosento, sady reraka no noana
Miandry ny maraina hitondra ny mazava
Ka ny aloka rehetra hirariana hiala mba hisava
Mihaja Harilanto
"Ny aiko manoratra, ny tononkalo no aingam-panahiko"
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Mpakafy:
Mihajaharilanto
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Mihaja HarilantoNampiditra : Mihajaharilanto
Daty : 13/10/2026 10:29
