FITIA RESIN'NY FINAMANANA (NofenoinaNatiora)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FITIA❤️RESIN'NY FINAMANANA?

✍️Navonako ho amboaran-tononkalo
'Zay lasantsika 'zay
Tsy nifanaraka ho mpinanamana
Kanefa tafaray

?Maro sampantsampam-piainana
Niaraha-nianjoria
Nisy koa fisainana,
Te ho mifankatia

?Fa resim-pinamanana
nahery vaika loatra
Ka nihena an-dalana
'Lay fitia nitroatra

?N'y antsika manan-danja indrindra
Raha samy finamanana
Ny fiainantsika lasa nifangia
Ka andao 'zany hotanana
Na aza 'ndraindray
Mitsipalotra fitia.

?Ialahy moa namako ô...

NOFENOINA NATIORA NITSIMOKA
06 Jona 2024
--------
Lien:
Catégorie : Finamanana
13 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.192