DOMOINA (Np Augustin)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha sendra ianao mangaina,
Tsy dia milamin-tsaina,
Dia ny anarany antsoina :
" Domoina ô , Domoina ;
Mba tongavà aty ! "
Fa izy ange leretsy sariaka tsara erÿ.
Sady feno fitsikiana toan' ireny ankizy .
Eny na dia manja aza izy ,
Dia tsy miavonavona na manavakavaka .
Hita mihitsy hoe: " olona mpivavaka "

Na eo anefa izany,
Dia mba tandremo ihany,
Fa i Domoina efa manan' olon-tiana ;
Ka tsy ho azonao kotiana.

21/07/18
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
178 1
Mpakafy: NpAugust1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Np Augustin
Nampiditra : NpAugust1
Daty : 30/06/2025 11:37
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0117