GASIKARA TIAKO (Np Augustin)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na dia haiko fa malaza,
Amin'ny fahantrana aza,
Ianao ry taniko;
Dia mbola tena mamiko.
Tiako foanafoana,
Na ahoana na ahoana.

Ka na dia mosarena,
Amin'ny samy firenena,
Ianao ry Gasikara;
Dia tsy ho menatra aho hanambara,
N'iza n'iza manontany :
Hoe: ianao no tiako indrindra,
Raha mbola eto an-tany


28/02/18
Tamin'ny 5 ora hariva
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
180 1
Mpakafy: NpAugust1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Np Augustin
Nampiditra : NpAugust1
Daty : 30/06/2025 11:07
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443