TIA AHO (tojonirina)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ianao nefa vahotra ny lelako ny hilaza an'izany,satria matahotra aho f'andrao ho lavinao ka aoka ihany.
K'aleoko ampanginiko ity foko kely mangetaheta fitia,
nefa mba jereo ny fihetsiko aminao manambara fa TIA.
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
tojonirinaandriamampionona
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : tojonirinaNampiditra : tojonirinaandriamampionona
Daty : 30/05/2015 09:13