Sombinaina (Tsiky Andrian)

Nantsain'i hery
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ikalo ho anao aho,ho anao ry sombin'aiko
Fa ianao no mba mpadimby rehefa tapitra ny aiko
Ka ho tiaviko sy ajaiko ka tsy mba ho akalaiko
Fa ho tolorako fity ,sady ankalalaiko

Rehefa iny ianao misento,dia za no malahelo.
Ka ny vesatrin'ny saiko dia ho tsy ambaratelo.
Na iaretako ny mafy aza sy ny mangirifiry
Dia iezaka hatrany aho anome fity izay makadiry

Satry ianao ilay sombiny aiko, izay niala tamin'ny aiko
Dia izay mavesatrao tsy manahy fa ho lanjaiko
Fa ny tena fifaliko dia ny mba iadananao
Ka raha misy manahirana dia eto Dadanao.

Tsiky Andrian in Jordanie 23h36 le 05 oct 2023
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
330 1
Mpakafy: TsikyAndrian
Hevitra mandeha
hery ( 01/11/2023 11:40)
Tsipelina disodiso maromaro: (izay hitako ihany)

Hikalo fa tsy ikalo
hotiaviko fa tsy ho tiaviko
hajaiko fa tsy ajaiko
mpandimby fa tsy mpadimby
ankahalaliko fa tsy akalaiko
fitia fa tsy fity
vesatry ny saiko fa tsy vesatrin'ny saiko
izaho fa tsy za
tsiambaratelo fa tsy tsy ambaratelo
hiezaka fa tsy iezaka
hanome fa tsy anome
satria fa tsy satry
holanjaiko fa tsy ho lanjaiko
fifaliako fa tsy fifaliko
hiadananao fa tsy iadananao
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tsiky Andrian
Nampiditra : TsikyAndrian
Daty : 05/10/2023 20:49
Antsantononkalo
Nantsain'i hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139