Manjavatra (vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Molony misokatraMitsiky mampirenty
Ireto nifiny sosona
Te hirediredy
Vavany miteny
Manaitra izany fo
Handahatra ny teny
Amboraka ao am-po
Masony mijery
Te hampita hafatra
Miafina miery
Fa misy ny (manjavatra)
Vetso 2024
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Mpakafy:
Cranoromandinina13