Fitia Adala (Zaka Berthot RANDRIANASOLO)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fitia adala ny ato ampokoTsy misy sahala, maro loko
Mampifaly sy mapitomany
Fa fikiriko na mangidy na mamy
Na maro ny mitsikera
F’ilay fitia dia miha mitombo,
tsy mitsaha-mirehatra,
Tsy ho faty mandrak’izay ny ato ampoko
Toa nofy, toa tsy mampino
Fita adala iainako sy ato amiko
Tena mahery, ary tena « kirimo »
Fa toa paradisa ny fiadanako
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy - Fitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Zaka Berthot RANDRIANASOLONampiditra : zakaberthot
Daty : 14/01/2024 15:22