Inséré par : Arisons
Date : 13/01/2026 17:01
Visite : 103
Poèmes: 15 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Arisons

Gilles Ramiarison no tena anarako teraka ny 25 fevrier 2004 tao Antdirabe II.
Nisaroloraka na tiako hitondrana ny solon'anarana hoe Arisons anaty ity singa iray hoentina anehoana Aingam-panahy ity dia io anarana io no tiako sy safidiko ary io mahazatra ahafantaran'ny rehetra aho.
Ny momba ahy, olona tia manoratra ary mankafia ny literatiora manondidina toy ny aingam-panahy,....sns ka tsy tiako ho very sy ho lasan'ny rivotra izany ka ho raiketiko ato ireo asa tanako mba ho tsiaro mipetraka.

Tiako manoratra ary tiako mamaky asa soratra rehetra ka lasa aingavao mikoriana ato anatiko izany.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/arisons
Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0806