You are here: home > Vetso

Djaw

Olona manonofy lava, nanoratra tononkaloko tamin'ny teny vahiny no niandohako. Malagasy ihany ny tenako dia manoratra tononkalo amin'ny teny malagasy ofisialy koa. Izany anefa tsy nanakana ahy amin'ny famoronana tononkalo amin'ny tenim-paritra iaviko (Sakalava, Tsimihety). Mamorona dia karazana fialamboly amiko.

Hevitra mandeha

pisounia (13/11/2007 14:14:10)

Milay be daholo ny tononkalonao, mahay enao ka,za zao tiako be koa le mamorona tononkalo nefa za elaela vao mahavita! milay fa merci e

Djaw (25/11/2007 16:15:55)

Satria gasy ihany ny tena, adidiko ny manoratra amin'ny fiteniko ; izany dia ilazako hoe nanoratra hoe @ teny gasy koa aho !

Hametraka hevitra

Midira aloha