You are here: home > Vetso

Fo MiAntsa

Fo mitondra teny
Tenin'ny manodidina,
Tenin'ny fiaraha-monina,
Tenin'ny moana sy ny sembana,
Fo milaza ny momba azy koa.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : Tsah16
Daty : 25/09/2019
Mpamangy : 69
Mankafy : 0
Ankafizo