You are here: home > Vetso

TSILO - Fo MiAntsa

Azo vakiana?

Mandehana re mandeha e !!!
Rehefa fantatrao
Fa tsy ho ahy mandrakizay
Ilay raozy menamena
Asidisidinao,
Dia fihino samirery !
Fa zary lasa fery
Sy mandratraratra
Izato tsilotsilony !!!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Fo MiAntsa

Nampiditra : Tsah16
Daty : 25/09/2019
Mpamangy : 73
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Tselatra
Lasa