Nampiditra : ilonanahary
Daty : 30/06/2026 11:24
Nijery : 27
Tononkalo: 4 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Ilo NANAHARY

Ilo NANAHARY dia lehilahy mpanoratra teraka tamin'ny 01 octobre 1998 tao amin'ny fokontany Ambohimandroso Ilaka kaominina Ambohitompoina distrikan'Antanifotsy faritra vakinankaratra.
Nanomboka nanoratra tononkalo izy ny taona 2015 ary tononkalo mahakasika ny fitiavana sy ny fiaraha-monina no tena mampiavaka azy.
Mpikambana ao faribolana sandratra sy Malagasy Mpanoratra(MALAMA-FP) izy.

Manasa anao ary hanaraka ireo asa-soratr'i ilo NANAHARY eto amin'ny vetso.serasera.org
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ilo-nanahary
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125