You are here: home > Vetso

Mahefa72

Tia "
  
Teny Kely tsotra ihany
Dia ampy entiko maneho
Ny fitiavako ho an'ilay olona any
Lavitra ahy tsy tongam-peo
  
Eny ry ilay Malalako, mamiko tsy foiko
Ny fitiavanao no tanako, tazoniko sy koloiko
Ary mbola averiko, sy teneniko eto indray
Tiako ianao ry ilako, eny tiako mandrakizay
  
Tonga ity ny fety, fetin'ny mpifankatia
Ka mba iriko na et

Hevitra mandeha

maeva74 (14/03/2009 23:12:34)

Sambatra ilay voafidy dia tsara koa ny tononkalo.

Mahefa72 (15/03/2009 00:05:45)

Tsy fantatrao ve ilay voafidy? Mino aho fa fantatrao tsara ka Eu te Amo

endrika01 (21/06/2009 15:06:15)

he he he les Amoureux!Aona zany ry Maeva74?
sambatsa iany enao ry Mahefa72, satsy na lavitsa aza ny elanelan-tany,"B" sy "B"....de
mbola nahasolatsa vetso milay be hoanle Malalanao!

Eny ry Malalako,mamiko tsy foiko
Ny fitiananao no tanako,tazoniko sy koloiko
ary mbola averiko ,st teeneniko eto indray
Tiako ianao ry ilako,eny tiako mandrakizay!


Eh,mody fanina izy ry Mahefa72 a,elah kou tsy mahakopy,
efa we schuttttt!!!!!!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : Mahefa72
Daty : 13/03/2009
Mpamangy : 1429
Mankafy : 0
Ankafizo