Daty : 29/05/2026 22:27
Nijery : 23
Tononkalo: 3 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Ny Voaroy
Mpanoratra, mpikambana ao amin'ny Fikambanan'ny Pôety sy ny Mpanoratra Malagasy Havàtsa-UPEM nanomboka tamin'ny taona 2022. Randriamparany Nambinintsoa Marie Alexandre no tena anarany.Manambady an'i Heriarilala Andriamamonjy nanomboka tamin'ny taona 2025 ary manana zanaka lahy iray.
Ireo boky nandraisany anjara :
- Singo-panahy
- Ny marina tsy hamarina
- Ny Havàtsan'i Dol'Aj
Ireo asa soratra iangaliany : tononkalo, sôva, angano, sombintantara, tononkira.
Ireo fanadihadiana ny asa sorany efa nivoaka :
- Fanadihadiana ny sôva momba ny rano nosoratany, 2024, Heriarilala Andriamamonjy, Tranonkala Poetawebs
- Fanadihadiana ny sôva momba ny voninkazo nosoratany, 2024, Heriarilala Andriamamonjy, Tranonkala Poetawebs
- Ny endri-pizahantany taratra ao amin'ny sôva nosoratan'i Ny Voaroy, septambra 2025, Havàtsa Upem
Rohy:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-voaroy
Tononkalo ( 3)
Antsantononkalo
Mbola tsisy niantsa
