You are here: home > Vetso

R. ANDRIANIAINA

Mpanoratra tononkalo sy tantara i Rado Andrianiaina teraka tamin'ny 5 mai 1992 tao Antsenavolo Mananjary, nianatra tao amin'ny sekoly Aceem nahazo ny marim-pahaizana bacalauria literiere tao amin'io sekoly io izy ny taona 2011. Anisany misongadina ao anatin'ny tononkalo soratany ny resam-pitiavana sy ny fahantrana, i jean josepha RABEARIVELO no mpanoratra ankafiziny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : radoandrianiaina2
Daty : 07/05/2017
Mpamangy : 572
Mankafy : 0
Ankafizo