Randriamahasoa Andry Mirana Halimalala< Andrys
Tovohahy vao herotrerony, vao nahavita nandingana ny ampahefatrin'ny taonjato iray telo taona lasa izay.tovolahy tia tsiky nefa mankahala tanteraka ireo izay miatsara ivelatsihy, maintso fihodirana, mainty volo,mirefy 1,63 m, 50kg.Tiako ny mamaky boky indrindra ny amboaran-tononkalo.
Hametraka hevitra
Midira alohaSary
Hampiditra saryMombamomba
Nampiditra : andrysDaty : 08/12/2004
Mpamangy : 1518
Mankafy : 0
Ankafizo