Raha...... - Randriamahasoa Andry Mirana Halimalala< Andrys
Azo vakiana?
Raha hanoratra aho anio,
kahanainga izato peniko:
Dia hosoratako ao daholo,
ny lasa izay nafeniko.
Raha hiteny aho anio ,
hanambara ny ato an-tsaiko:
Dia haborako hiampita,
ny ho avy izay kasaiko.
Raha handihy aho anio,
hanaraka ny feo mozika:
Diaasehoko ho hita,
ny holatry ny lasantsika.
Raha hihira aho anio,
hamaka feo milanto:
dia hiraiko manontolo,
ny ho avy mba ho kanto.
Andry Mirana 05/11/2001
Sokajy :
fanantenana
Hevitra mandeha
vetsoko (13/12/2004 17:40:21)
misaotra e!miombon-kevitra aminao za hoe:demain sera toujours meilleur,le passé n'est qu'une histoire
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Randriamahasoa Andry Mirana Halimalala< Andrys
Nampiditra : andrysDaty : 11/12/2004
Mpamangy : 882
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
'mbetikaNamana
Indrisy
Ny atao
Tsy ratsy izy akory