You are here: home > Vetso

Raomy

Raomy dia mpanoratra no tena traikefany. Jean Razafindambo no tena anarany. Mpanao gazety tany Madagasikara nanomboka ny taona 1974 ka hatramin'ny taona 1984. Fa tsindraindray mangalatra manainga fanahy eo amin'ny sehatry ny tononkalo rehefa tsy azo ihodivirana iny intsony ny antson'ny vetso.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/12/2019
Mpamangy : 111
Mankafy : 0
Ankafizo