You are here: home > Vetso

RH Mayam

Rh Mayam dia anisan'ny mpanoratra malagasy, izay nanomboka nanoratra tamin'ny taona 2009. Hery Narindra Eric no tena anarany. Teraka tao Mahazoarivo Fandriana izy tamin'ny 14 May 1993. RATSIMBAZAFY Alfred no rainy, mpampianatra amin'ny ambaratonga faharoa mitazona ny taranja fizika simia. RASOAMARO Angeline kosa no reniny, izay mpampianatra amin'ny ambaratonga voalohany. Mbola mpianatra i HERY Narindra Eric na RH Mayam.

Hametraka hevitra

Midira aloha