MANIRY! (RH Mayam)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy elatra iray te hitsidina ambony,
Maniry hamakivaky ity lanitra mideza
Fonenam-boromanga sy ireo biby ary elatra.

Misy olona iray te hanampatra ny fony,
Maniry mba hianona fitiavana mateza
Anaty lapa iray feno vatosoa manjelatra.
--------
Rohy:
1226 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RH Mayam
Nampiditra : hery3
Daty : 13/07/2015 15:25
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135