You are here: home > Vetso

Foto-poko - ABS

Azo vakiana?

Mirotoroto fokofoko
Mifokofoko fofofofo
Mifofofofo fitoloko
Ny dobodoboky ny foko
dorehitra ny tsikinao

Ka nivatravatra fipatraka
Nipatrapatraka filatsaka
Toy ny zavatra aparasaky
ny varatra nalatsaka
ny anatiko manontolo

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : ABS

Nampiditra : sentosento
Daty : 08/03/2010
Mpamangy : 1037
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Tsikinao...
Ando
Tsy tonga ianao...
Domelina
Tsikinao
Asa
Elanelan-tany
Topimaso
Taratasy ho anao
Mena