miandry anao! - ainga fitia
Azo vakiana?
ito sarinao sisa manoloan'ireto masoko
fa any mantsy izay ianao nanadino ny momba ahy
fa aty kosa ny sento sy ny ranomasoko
mila ahatrotraka fanahy!
ianao 'lay notiaviko tamin'ny foko manontolo
no indrisy toa nandao
E!izao ny aty akia bobongolo an
mangina fa nilaozanao!
kanefa any andro iray
mety hahatsiarovanao ny anarako
raha toa ianao himpody indray
dia mbola ho tiako sy ho tantanako!
ainga fitia.
Sokajy :
Alahelo, Fisarahana
Mombamomba
Mpanoratra : ainga fitia
Nampiditra : miangaly3Daty : 12/08/2018
Mpamangy : 1049
Mankafy : 3
Tononkalo hafa
hetahetan'ny fo!iny hatsarany iny!
tsy mety ho fay!