Ilay hafatro (aladin)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ILAY HAFATRO ,

Tsarovy izao fotoana izao
izay no hafatro rahavako
satria ho lavitra ahy ianao
tsy ahita ny salovatavako:
maro ekeko ny havoana,
ho ela koa ny fotoana
mety hanasaraka antsika
kanefa toky no fihiniko
fanantenana no sikiniko
hisinda anie izany hatsiaka
sy ny sedra iainantsika;

amin'ilay andro izay
hamihinako anao indray .

Ny anjara (aout 2004)
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1616 0
Hevitra mandeha
bichette ( 18/08/2004 09:25)

tsara, ankafiziko tokoa izany tononkalo izany
nyeja ( 28/08/2004 11:40)
hmmm tiako be ilay tononkalo ...
Ny Eja
horoka ( 17/09/2004 06:43)
Mankafy e! tsara fa tohizo
aladin ( 23/09/2004 23:26)
hihihi!!!Misaotra anareo mankasitraka e!!
... am-pitiavana be
Malalason ( 06/10/2004 07:55)
snif snif aoka r'ise marina moa e!
R. JO
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : aladin
Nampiditra : aladin
Daty : 16/08/2004 16:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143