"FANAZARANA NY FO" (al'fy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tafajoronao ny tsiky, ho fanomanana ny mamiko
Handraranao ny masoko, tsy hampijoy ny tomaniko
Hanairanao ny saiko, hikalo tsara ny fisainana
Handraranao ny foko, tsy hamoizako fiainana!

Nohezahanao nolavina, ny sinaikako natao
Nanorenanao fifaliana ny tam_poko tao
Ny onjam_pitoniana no narafitra tsy ho lao
Izany rehetra izany dia tam_pitiavanao!

Fa androany, raha mety izao dien'izao
Angamba mbola hinoako fa azonao atao
Ny hiatsaravelatsihy, tsy hitia ahy aloha
Arao opa mihintsy, ho fanazarana ny fo
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
629 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0469